Hira Faneva faha Zato Taona (Hymne Officiel du Centenaire)
Télécharger l'hymne ici
Lisitry ny indray mihira
1908 - 1960 : Bahut diamondra
1960 - 1 970 : Bahut volamena
1970 - 1980 : LAA matoa
1980 - 1990 : LAA aivo
1990 - 2000 : Fara LAA
2000 - 2008 : LAA
"Fahaizana no tovoziko
Fiadanana no ampoiziko"
Arahabaina leisy fa tsy maty fo aman’aina. Nomena anjara ialahy amin'ny Faha Zato Taona. Tsy izay anan’ialahy ihany fa indrindra ny fitiavan’ialahy ilay ankany nahafoizana. Ialahy no toy izao leisy a !
Nisy tany niorenan’ialahy ary na dia lasa aza ialahy dia mbola mitsiry ao ihany ilay faka a!
Koloy indray hamoa holovain’ny taranaka fara amam-dimby.
Miandry an’ialahy ny aty.
Andohalo Sary mitambatra