Fahazato Taona LAA: 1908-2008 Lycée Andohalo Antananarivo Madagasikara

Fandraisana     Hanoratra ho anay     Fanoroam-pejy     Manokana     Sary     planning du centenaire     Daty ho tadidiana     Fanazavana fiadanana no a      
Culturel
Artistique
Sport
Histoire
Culte
teny fanolorana_note de p
Note de presentation

Anisany mamolavola ny saina ihany koa ny fanaovana fanatanjahan-tena koa amin'ity indray mitoraka ity dia hisy ny "TOURNOI GRAND CHAMPIONNAT" amin'ireto taranja manaraka ireto :

 

 

Foot


 

ho anao izay liana amin' ny "foot" dia hiangaviana ianao mba hanafana tena dieny izao miaraka ireo namanao sy ny ekipanao. Satria mety hisy ny fampihaonana ireo izay efa ELA NIETEZANA sy IREO TANORA ZANDRINY. 

 

 

Basket

 

ho anao izay liana amin' ny "basket" dia hiangaviana ianao mba hanafana tena dieny izao miaraka ireo namanao sy ny ekipanao


 

 

Volley 

 

ho anao izay liana amin' ny "volley" dia hiangaviana ianao mba hanafana tena dieny izao miaraka ireo namanao sy ny ekipanao

 

 

 

 Marathon

 

 ho anao izay liana amin' ny "marathon" dia hiangaviana ianao mba hanafana tena dieny izao miaraka ireo namanao sy ny ekipanao

 

 

 

 

*** Marihina fa HISY NY LOKA HOZARAINA ho an'ireo izay mivoaka ho mpandresy toa ny Tee shirt, casquette na stylo, sns... ***