Fahazato Taona LAA: 1908-2008 Lycée Andohalo Antananarivo Madagasikara

Fandraisana     Hanoratra ho anay     Fanoroam-pejy     Manokana     Sary     planning du centenaire     Daty ho tadidiana     Fanazavana fiadanana no a      
Culturel
Artistique
Sport
Histoire
Culte
teny fanolorana_note de p
Note de presentation

Eny,zava dehibe tokoa izao nahatratraran'i LAA indray ny fahazatotaona izao, koa manoloana izany indrindra dia hisy ny "Exposition" izay natokana manokana ho an'ny daholobe, koa ho hita amin'izany fotoana izany :


 

 

1/ ny fampiratiana "SARY"

izay hahitana ny tantaran' i LAA (Lycée Andohalo Antananarivo)

 

 

 
 

      

 

 

2/ ny fampiratiana "SORATRA"

izay hahitana ireo tononkalo isan-karazany

     

               

 

 

3/ ary farany ireo "RAKITRY NY ELA"

amin'izany dia hisy ny boky mirakitra ny tantara