Fahazato Taona LAA: 1908-2008 Lycée Andohalo Antananarivo Madagasikara

Fandraisana     Hanoratra ho anay     Fanoroam-pejy     Manokana     Sary     planning du centenaire     Daty ho tadidiana     Fanazavana fiadanana no a      
Culturel
Artistique
Sport
Histoire
Culte
teny fanolorana_note de p
Note de presentation

 

                                                       

 

 

Mandritra ny fankalalazana ny fahazatotaona dia hisy izany ny fikarakarana "lalao aratsaina" samihafa. Koa ny ‘‘zavatra kendrena" amin'izany dia ny hamelabelarana ireto lohahevitra manaraka ireto:



-voalohany indrindra ilay "tamberina" :

izay mety ahitana ny fahalalana mikasika an’i Andohalo hatramin'ny taona 1908 ka hatramin'ny taona 2008 (jerevana izay mahalala ny mikasika an’i Andohalo, misy fanontaniana maro mifanesy ho atao ao)

 

 

-manaraka izay hisy ihany koa ny lalao toa ny: "Question pour un champion" izay mety hanadinana ny "Fahalalana amin'ny ankapobehiny"

 

 

                        ary ny lafiny "Pédagogique –didactique"

*** MARIHINA ETO FA ASAINA AM PITIAVANA DAHOLO NY TSIRAIRAY AVY MBA HAMPIVORY ny PROMOTION-ny REHETRA MBA HANDRAY ANJARA AMIN'IZANY FIFANINANANA IZANY ***