Fahazato Taona LAA: 1908-2008 Lycée Andohalo Antananarivo Madagasikara

Fandraisana     Hanoratra ho anay     Fanoroam-pejy     Manokana     Sary     planning du centenaire     Daty ho tadidiana     Fanazavana fiadanana no a      
Culturel
Artistique
Sport
Histoire
Culte
teny fanolorana_note de p
Note de presentation

                                                  

 

Araka ny maha fankalazana azy ity dia hisy ihany koa ireo fifaninana natokana ho an'ireo izay manan-talenta, koa mety ho hita amin'izany iretofampisehoana manaraka ireto :

 

- voalohany indrindra hisy ny fikarakarana ilay "fampisehoana iarahana" 
izay handraisan'ireo mpanakanto Professionnel anjara, ahitana ireo zay efa hadrezina nandalo teto amin'ny LAA 

 - Manaraka izany hisy ihany koa ny "FAMPISEHOANA MANOKANA" izay natokana ho an'ireo izay te handray anjara manokana
 - Farany indrindra ho an'ireo izay misongadina indrindra dia hisy ny hetaheta hanangànana ny "Groupe du centenaire"